Manifesto – Fahasalamana

Tokony hifidy ve aho ?

Raha ny resaka fahasalamana indray no asiana teny, hadihadio kely ny drafitra hitondran-tsika azy ary ny fametrahana azy ho laharam-pahamehana satria, na izaho, na ianao, na ny ankohonan-tsika dia manana filàna foana eo amin’ny lafiny fitsaboana. Tsy ho resabe io fa tonga dia asa, na tsy ho mora aza ny manantanteraka izany, dia maharitra no tanjona.

Inona no safidiko? Laharana 25

#Manifesto
#Marina
#AlefaDada