Manifesto – Fahefa-mividy

Tsy ny mihetsika no zava-dehibe fa ny mahafantatra ny lalan-kizorana.

Fampandrosoana maharitra sy ho an’ny rehetra, na ho antsika eny antanan-dehibe, na ho antsika eny ambanivohitra. Hanangana banky fampindramambola ho an’ny fampandrosoana sy ivotoeran’ny mpandraharaha isaky ny distrikta isika. Hampidinina 3,5% ny zanabola ho an’ireo tanora manana tetik’asa.
Hamporisihina ny fampiasambola mba hitomboan’ny orinasa ka hiteraka asa. Hampiana ihany koa ny tanora hahazo asa.

Ka iza no atokisana? Iza no manao velirano?
Marc Ravalomanana, laharana 25

#Manifesto
#Marina
#AlefaDada