Manifesto – Foto-drafitrasa

Mila mifototra amin’ny maha-malagasy ny fampandrosoana. Ary mila mifanandrify amin’ny filan’ny malagasy ny foto-drafitr’asa.

Fantatrao ve fa 1000 km isan-taona no làlana vitantsika tàra tamin’izany ?
Fantatrao ve fa tsy niaina an’izany délestage izany isika tamin’izany ?
Fantatrao ve fa nihazakazaka ny mpampiasa vola avy any ivelany hanangana foto-drafitr’asa hampandroso ny firenena tamin’izany ? 1,12 Milliards dolara ny fampiasam-bola avy any ivelany tamin’ny 2008 ary nitontongana izany nanomboka tamin’ny 2009.

Ka iza no safidinao ?
Marc Ravalomanana, laharana 25

#Manifesto
#Marina
#AlefaDada