Marc Ravalomana – Mahatoky ny mpamatsy vola iraisam-pirenena

Nohon’ny fahatokisan’ny mpamatsy vola iraisam-pirenena an’i Marc Ravalomanana, dia nandray fanampiana nitentina 800 tapitrisa US Dollar isan-taona i Madagasikara nandritra ny taona 2002 hatramin’ny 2009, ka nahafahana nanorina lalana, fianarana, toeram-pitsaboana, sns ho tombontsoa iombonan’ny vahoaka Malagasy tsy an-kanavaka.

Taorian’ny fanonganam-panjakana tamin’ny taona 2009 kanefa dia tsy voasokajin’izao tontolo izao ho demokrasia intsony ny firenentsika ka nitsaatra ihany koa ny fanampiana.
(Source: Banky Iraisam-pirenena)

#25MampandrosoMadagasikara
#ZavaMisyMarinaIsanAndro
#AlefaDada

Manasa anao hizara ity hafatra ity raha toa ka miombon-kevitra amiko ianao!