22:00 > Marc Ravalomanana – n°25 – Fihodinana faharoa – 19 Desambra – Manohana Maneva Koike sy Lego

Miarahaba antsika rehetra.
Reo zahay telo mirahalahy KOIKE , LEGO, MAGNEVA. nanaiky ny hifanome tanana hanentana hoan’i DADA, koa satry tolona iaraha manana izy ity dia nifanaiky izahay telo mirahalahy ka nanainga niala ny renivohitr’i Gascar, hitety an’ireo mpankafy anay hifidy an’i DADA ny 19 Décembre hoavy izao. Marihina fa ts nisy naniraka izahay na koa nahazo baiko, fa natosikiny hamboponay. Matoky izahay fa rehefa tonga eo am Fitondrana i DADA dia hahaleo tena ara-tsakafo ity Tanindrazako, Hifongotra tanteraka ny ts fahandriampahalemana, hiverina hianatra ireo ankizy izay efa nandositra ny sekoly nohony fahantrana, ho tomady sy salama ny Piraintanindrazana amiko. DADA AVAO gnatika.
Marihiko eto fa tsy nisy nanakarama zahay fa vokatry n’y fonay fitiavany n’y tanindrazanay. Hialatsiny arnareo nandefa message fa tsy voavidimbola izahay.
Fidio Dada❤️
Mankasitraka tompoko 😍😍
Koike Mada

Timfsm Manohana Ravalomanana