15:30 > Miarinarivo – Marc Ravalomanana – Nisaotra tamin’ny fitokisana

Tonga nisaotra sy nankasitraka ny vahoakan’i Miarinarivo i Dada androany tamin’ny fitokisana napetrak’i Miarinarivo taminy ary mbola vonona hatrany Miarinarivo hanome isambato tsara hatrany ho azy.

GO go go K25 — avec Tanora Tim Ofisialy.