09:30 > Analamanga, Atsimo Andrefana, Diana, Itasy, Melaky, Menabe, Sofia, Vakinankaratra, Vatovavy Fitovinany, samy faritra tratran’ny vato 0 na 1 ny kandidà n°25

Na dia hiditra fihodinana faharoa aza isika dia tsara ihany ny mampahafantatra ny mpifidy izay nanjo ny safidiny.

Analamanga, Atsimo Andrefana, Diana, Itasy, Melaky, Menabe, Sofia, Vakinankaratra, Vatovavy Fitovinany, samy faritra tratran’ny vato 0 na 1 ny kandidà n°25, ny ambiny dia an’ny kandidà n°13 ka maro no nahazoany 100%. Misy koa ny fanakalozana tsotra izao ny voka-pifidianana tamin’ny n°23, n°24 sy n°26.

Dia mampalahelo ireo niezaka mafy ny hifidy an’i Dada kanefa dia natao tsinontsinona izany ezaka izany ary norobaina ny safidiny.