01:30 > CENI – Voka-pifidianana tao amin’ny EPP Ambolo – Dada 75,61% fa tsy 0%

Efa miasa amin’izay ao @ tranonkalan’ny CENI ny fanamarinana ny voka-pifidianana isaky ny birao (BV). Saingy tsy maintsy Firefox no ampiasaina.

Tao amin’ny EPP Ambolo nahatonga resabe dia 75,61% ihany no niafarany fa tsy aotra.
Noho izany mila manamarina daholo izay afaka manao izany amin’ny halalan’ity lien ity https://presidentielle.ceni-madagascar.mg/bvres

Ny lisitry ny BV dia hita eto http://bit.ly/2K5lbNG

Raha ireto antsipiriany ambany ireto no aiditra dia mahazo ity fichier PDF ity http://bit.ly/2zVciBD

Région: ANALAMANGA District: ANTANANARIVO AVARADRANO Commune: TALATA VOLONONDRY Fokontany: AMBOLO
Centre de Vote: 1106131601-EPP AMBOLO Bureau de Vote: 110613160102-EPP AMBOLO SALLE II