11:00 > CENI – BV iray hafa koa, Dada 0% – EPP Andranonahoatra Salle 3

Site CENI – Misy 0% indray ity ny an’i Dada – Nafindra tany amin’ny kandidà 24, Fanirisoa Ernaivo ny tahan’i Dada izay tokony ho 61,64%.

https://presidentielle.ceni-madagascar.mg/bvres

EPP Andranonahoatra Salle 3 DADA n°25 0%

Région: ANALAMANGA
District:
ANTANANARIVOATSIMONDRANO
Commune: ANDRANONAHOATRA
Fokontany: ANDRANONAHOATRA
Centre de Vote: 1105120601-EPP ANDRANONAHOATRA
Bureau de Vote: 110512060103-EPP ANDRANONAHOATRA SALLE 3