18:30 > Namontana- 30 Okt – Neny Lalao – Fidio ny kandidà 25, Marc Ravalomanana

Mitohy eto Namontana ny fampielezan-kevitra tanterahin’i Neny Lalao sy ny ekipa miaraka aminy. Manome torimarika momba ny fifidianana sy ny fitandremana amin’ireo mpanakorontana sy mpiantsy ady.

Faly ny mponina eo Namontana. Miseho izany amin’ny fandraisana anjara mavitrika amin’ny fanentanana.