13:30 > Mpomba an’i Andry Rajoelina – Nahafaty olona noho ny hetraketraka

Tonga nitsapa alahelo ny fianankaviana teto Ankasina ny depiote Hanitra Razafimanantsoa sy ny ekipan’ny Boriborintany voalohany.
Marihana fa maty noho ny hetraketraky ny mpandroba sy mpandoro teny amin’ny Lacoste Tsaralalana i tompokovavy Voahangy rehefa avy namonjy fampielezan-kevitra teo amin’ny Boriborintany voalohany.
Mirary fiononana feno ho an’ny fianankaviana.

Livasoa