Ambohimahasoa – 27 Okt – Fidio ny kandidà 25, Marc Ravalomanana

Miarahaba e !
Manjaka ny halatr’omby eto Ambohimahasoa, raha vao lany i dada dia omena fitaovana raitra ny mpitandro filaminana hanenjehina ny dahalo.
Amboarintsika koa ny lalana, hatsaraina ny fiompiana omby sy kisoa eto, haverina ny projet PSDR, haparitaka ny Kibota, hamafisina ny ady amin’ny biby kely manimba ny voly . Haverina ny BIF na ny birao ifotony amin’ny fananan-tany.
Fananganana orinasa manodina ny vokatra eto Ambohimahasoa. Fanatsarana ny kianja fialalovam-baolina hoan’ny tanora.
Ho vitan’ny dada izany fa FIDIO aloha I DADA e ! laharana 25.
#FIDIO_RAVALOMANANA