Fianarantsoa – 27 Okt – Fidio ny kandidà 25, Marc Ravalomanana

Faly tena faly aho tonga eto Fianarantsoa !
Misaotra anareo tonga maro !
FIDIO i dada amin’ny 07 novambra izao e !

#MPANANGANA_fa_tsy_mpandrava
#fidio_Rvalomanana_laharana_25