Amboasary Gara – 25 Okt – Fidio ny kandidà 25, Marc Ravalomanana

Na dia tanana somary kelikely toan’Amboasary Gara aza dia tsy maintsy handalovan’ny fampielezan-kevitra satria mila mahalala sy mahafantatra ny zava-misy ny mponina.

Efa ity i Dada fa tsy mpisolo toerana intsony koa FIDIO AHO amin’ny 07 novambra laharana faha 25.

#fidio_marc_ravalomanana_25