Anjozorobe – 25 Okt – Fidio ny kandidà 25, Marc Ravalomanana

Nanazava ilay fanamby sy fanomezan-toky ataoko amin’ny vahoaka Malagasy na ilay “manifesto” aho teto Anjozorobe .Nampianatra azy ireo koa ny momba ny bileta tokana.

Mazava ny hafatra fa isika HIFIDY ilay MPANANGANA fa tsy mpandrava.

#FIDIO_25

Nanazava ilay fanamby sy fanomezan-toky ataoko amin’ny vahoaka Malagasy na ilay “manifesto” aho teto Anjozorobe .Nampianatra azy ireo koa ny momba ny bileta tokana.

Mazava ny hafatra fa isika HIFIDY ilay MPANANGANA fa tsy mandrava.

#FIDIO_25