Didy – 25 Okt – Fidio ny kandidà 25, Marc Ravalomanana

Eto kaominina ambanivohitra Didy indray no nanombohana ny fampielezan-kevitra androany.
Misaotra anareo tonga maro be nihaino an’i Dada. 09 taona no nandrasantsika izao fifidianana izao koa tsy hihemotra isika. Roso ho amin’ny fandresena ny dia ry Didy. Fidio aho laharana 25.

#fidio-25