Sahambala – 23 Okt – Fidio ny kandidà 25, Marc Ravalomanana

Tanana lavitra sy dezaka tokoa raha i Sahambala kanefa nahaliana ahy ny niresaka sy nifampidinika tamin’ireo mponina. Tsy ataontsika tanana lavitr’andriana ny toerana toy itony fa tsy maintsy jerena, efa tafiditra ao anatin’ny fanamby hifanaovako amin’ny vahoaka fa hamboarina indray ny lalana manerana ny Nosy. Misy ny fikojakojana ny lalana simba fa hanamboatra lalana vaovao mihitsy isika.
#Amboarintsika_indray_ny_lalana
#FIDIO_MR_25