Miarinarivo – 23 Okt – Fidio ny kandidà 25, Marc Ravalomanana

Tsinjoko amin’ny endrikareo tanora tonga eto ny FANANTENANA. Hisokatra tsy hoela ny masoandrom-piainanareo, ho nofy ratsy ny nandalovantsika tanatin’izay tonelina maizina izay.
Mpanangana fa tsy mpandrava isika.

#minoa_fotsiny_ihany
#fidio_laharana25