Anosibe An’ala – 22 Okt – Fidio ny kandidà 25, Marc Ravalomanana

Tonga eto Anosibe An’ala aho, reko ny fitarainanareo noho ny faharatsian’ny lalana, mitaraina ianareo raiaman-dreny noho ny fahasarotana amin’ny fampidirana ny mpianatra. Efa manana paik’ady i Dada hampandrosoana ny firenena. Voasoratra ao anatin’ity fanamby sy fanomezan-toky antsoina hoe : “manifesto” ity fa “amboarina indray ny lalantsika” haintsika izany, haverintsika ihany koa ny tetik’asa fampianarana ho an’ny rehetra dia ny fampitaovana ny “kits scolaires”, famerenana ny hasin’ny mpampianatra.

#FIDIO_I_DADA_25