Manjakandriana – 22 Okt – Fidio ny kandidà 25, Marc Ravalomanana

Manjakandriana indray no nanombohana ny fampielezan-kevitra androany. Mahatoky sy mino aho fa tsy miova ny fifampitokisana eo amintsika. Tantsaha toa anareo aho ka tsy vaovao amiko ny manjo anareo, hitondra fampandrosoana hoan’ny tontolo ambanivohitra aho.
Fidio i dada laharana faha-25
#fidio_Marc_Ravalomanana_25