12:30 > Fampielezan-kevitra : Mpikambana Iray ao anaty Governemanta mampiasa fitaovam-panjakana

Raha nanontany ny hevitrin´ny HCC ny Praiminisitra Tsay Christian mikasika ny andraikitr´ireo minisitra mandritran´ny fampielezan kevitra ,dia mazava fa tsy azon´ireo mpikambana ao anaty Governemanta atao ny manao endrika fampielezan kevitra na mampiasa fitaovam-panjakana hanohanana kandida.Talanjona ny mpanara baovao nahita an ity fiaran´Minisitra Ity ,izay nentina nihaona tamin´ireo olon´ny antoko .Tsy fankahalana,na fanaratsiana akory fa tokony mba hajaina ny lalàna izay ifampifehezana,satria lasa mizana tsidrian´ila ny tahak´izao.Mety misy hafa ny any fa io aloha ny azo sary dia zaraina…Zarao azafady…….

Fernand Cello