09:30 – Faravohitra – Kandidà n•25, Marc Ravalomanana mihaona amin’ny mpanao gazety

Video FB 24h Mada

Mampahafatatra ireo mpiaramiasa aminy ho fantatry ny rehetra ny kandida n•25.

Fanambarana avy amin’ny kandida Marc Ravalomanana,nanolorany ireo ekipa miara-miasa aminy amin’izao fampielezan-kevitra izao
-Mpandrindra ankapobeny: Serge Zafimahova
-Tale an’ny fampielezankevitra : Charles Ranavela
-Tale an’ny fampielezankevitra: Tsehenoarisoa Rabenja
-Filohan’ny KMMR: Constant Raveloson
-Filohan’ny komity manohana ny fampandrosoana sy ny fahamarinana: Colonel Eugène Claude Josoa