Tsy misy fitiavan-tanindrazana izany ny filohan’ny tetezamita

Fernand Cello (FB)

[…]

Mandeha ny resaka any fa manodidina ny 380 millions € na 300 milliards ariary ny budget-na kandidà iray.

[…]

CENI, araho maso ny vola izay lanian’ny kandidà.

[…]

Izaho dia miteny fa tsy misy fitiavan-tanindrazana izany ao amin’ny filohan’ny tetezamita … Afaka manonona porofo an’izany isika.

[…]

Raha izaho no afaka mametraka fanontaniana ny kandidà dia izao:
Ekenao ve raha ohatra ka resy ianao amin’ny fifidianana? Raha ekenao dia teneno eto! Fa raha tsy sahy miteny ianao dia mieritreritra ny hiverin-dalana raha tsy tafavoaka eto“. Efa mandeha ny resaka fa hisy ny fiodinana fahatelo (izany hoe an-dalambe). Efa voaomana ny vola.


Horonam-peo