09:00 > 16 Okt – Analakely – Ho dorana ny fitaovam-piadiana naterina tsy ara-dalana

????????????????????????????????????

Ao anaty ny fandaharan’asa iray volan’ny famerenana sy ny fampanarahan-dalàna ireo basy ity dia hisy ny fandorana ny fitaovana naterin’ireo tompon y izay miasa hatramin’ny 800 isa.

Hisy lapihazo amboarina manokana eo Analakely hanaovana izany fandoroana izany.

Efa manome taratra sahady ny fiverenan’ny fandriam-pahalemana eto amin’ny tany sy ny firenena izany.

Ary i Dada ihany no afaka hampanjaka izany.

Fidio Marc Ravalomanana, laharana 25.