Manambaro – 15 Okt – Fidio ny kandidà 25, Marc Ravalomanana

Tonga nijery ifotony sady nijery ny zava-misy iainan’ny mponina teto Manambaro izahay androany. Ankoatra ny tsy fandriam-pahalemana, ny olana amin’ny fitsaboana, ny olana amin’ny fampianarana izay efa misy drafitra mazava anatin’ny MAP 2 ny vahaolana dia novelabelariko teto ihany koa fa ilaina ny famerenana ny fitokisan’ny vahoaka amin’ny mpitondra, mila mifampatoky isika.
Hanome lanja ny soatoavina sy ny ambom-po Malagasy ihany koa isika.
FIDIO DADA 25