Fort-Dauphin – 15 Okt – Fidio ny kandidà 25, Marc Ravalomanana

15 10 2018 Tolagnaro Malagasy mahalala, mahay, ary mahavita no ilaina hitarika ny firenena sy hametraka ny…

Publiée par Marc Ravalomanana sur Mardi 16 octobre 2018

Mahafinaritra ahy ny tananan’ny Fort-Dauphin, mirana sy sariaka ny mponina, mahay mifandray, faly tena faly aho nihaona taminareo. Betsaka ny hafatra nampitaina androany ary mino aho fa voarainareo izany. Tokany ny safidy : FIDIO i dada amin’ny 07 novambra 2018.

FIDIO 25