Amboasary Atsimo – 15 Okt – Fidio ny kandidà 25, Marc Ravalomanana

Faly tena faly aho tonga eto Amboasary atsimo. Henoko ny tarainareo mahakasika ny tsy fandriam-pahalemana. Efa manana paik’ady amin’izany isika, manome toky anareo aho fa hamerina amin’ny laoniny ny fandriam-pahalemana amin’ny lafiny rehetra. Hanavao ny fampitaovana ny mpitandro filaminana.
Mangetaheta fampandrosoana ianareo? Fidio i dada amin’ny 07 novambra 2018.
DADA 25