14:00 > Tonga soa Dada eto Fort-Dauphin, Taolagnaro

Faly aho, tena faly aho tonga eto Taolagnaro.
Ela no niandrasan’ny vahoaka ahy aty. Tamin’izahay farany taty dia nisy sakantsakana. Nisy nanaootika ny fitaovan’ny mpaka sary. Izao Efa malalaka tsara. Ao anaty fanovàna propagandy izao.
Hitsidika ny faritry Taolagnaro aho ary hijery izay maika sy ny fanamboaran-dalana. Faharoa, hanome toky azy aho. Ary fahatelo farany, hilarant azy fa tena eo amin’ny kihon-dalana io fifidianana io Ka tsy maintsy mahay mifidy tsara ny vahoaka.