09:30 > “Ny Malagasy aloha!”, hoy ny fitenin-drazana

” NY MALAGASY ALOHA ”
Hoy ny fitenindrazana :
raha misy tia ny any ivelany noho ny ao antranony dia mankafy voalavo noho ny trandraka izy ka tsy mba olona izany fa biby
fantatry ny kandida Marc Ravalomanana N:25 tsara izany fahendren’ny razany izany ka; mahasarotiny azy indrindra mazava ny teniny fa ny Malagasy aloha vao ny hafa; izany no tena lehilahy tia tanindrazana manana ny maha izy azy manana hambom-po maha-malagasy; mijery ny tombontsoan’ny vahoaka maro an’isa fa tsy mba tia tena; manompo vahoaka; tsy mahazaka mijery ny Malagasy andevozin’ny teratany vahiny eto amin’ny taniny; izany no tena manosika azy ho filoham-pirenena hanavotra ny malagasy tsy ho andevozin’ny vahiny foana eto isika; ry malagasy mbola manana olona azontsika antenaina hamonjy antsika isika ka hiposaka amintsika amin’izay ny masoandron’ny fandrosoana
FIDIO I MARC RAVALOMANANA N: 25
MASINA NY TANINDRAZANA TSY AMIDY VOLA; TSY SANDAINA FANOMEZANA

(FB Andriamisaina Harifanahy Salohifito)