08:30 > I Dada dia fola-damosina ery taminay…

Aleo haveriko eto fohifohy indray ho fantatry ny tanora majinika Mbola Kely taona ,fa nandritry ny fitondran-dRAVALOMANANA maire an’Ant-RV 1999-2001: nisongadina be ny fivoarana teto Ant-RV tsy nisy lavaka na iray aza ny arabe , nanitatra lalana maro mba hialana @ embouteillage (67ha Atsimo ohatra).Namorona tsena maro (Nosibe),Tsena Mahabibo, Mahamasina,Bazar kely,ect.. ! Nanao pavé LALANA maro(oh Andravo hangy,vasakosy,)T@ izy Filoha indray 2002-2008 dia. Nampiditra ny masomboly vary antanety ; 9.400 km ny lalana goudron vita (RN6- Vohipara-Manakara-Antsapanana -Vatomandry -Mahanoro-Alasora Ambohijanaka -Antalaha-Vohemar;Tana-Tulear presque tsara;Tana-Diego koa-Tampon’Ihorombe ; by-pass – petite rocade – làlana Anosibe-Anosizato io,bord Mahajanga …..) Tetezana maro – Tranompokontany sy E.P.P en dure C.S.B I-II rehetra io misy fanafody sy Dokotera – Hopitaly Androva-Famoronana asa toy ny AGOA -M.C.A : niara-niasa t@ tantsaha (huile essentielle). Betsaka ny asa t@ ireo Zone franche marobe niavona ndray aza ;Usine Agro Alimentaire nanandratra ny vita Malagasy ,feno eran’ny tsena ny bon beure sy ny yaourt namelona olona maro;Tsena Mahabibo – Tsaramandroso – Villa fonctionnaire Vatomandry sy trano traboina ; tsy nisy firy ny kidnapina sy fandrobana ; ny dahalo namboly fa tsy nangalatr’omby ,henjana be ny discipline (oh izay mamo be eny andalana tonga dia voasambotra ; izay miady mandratra olona dia migadra).Nidina be tahan’ny risoriso ;Ny examen hidirana fonctionnaire na zandary na polisy tsy nisy risoriso zany, manaja asa ny zandary sy polisy ! Ny fonctionnaire niadana nahazo tombotsoa maro,Izay ambasadera mitady tsy hanampy azy tonga dia mody,Koa ireo nanongana azy dia nandrava sy namotika nahatonga izao gaboraraka izao ; nofinofy ny fandrosoana raha tsy Ravalomanana ihany no tafaverina mitondra .25 ihany ny antsika e !mbola MARO fa nofintinina!
SAMIA KOA MITANISA HO FANTATRY NY TSY MAHAFANTATRA SY FANATIKA REHETRA FA TSY OLONOLO-MPOANA RAVALOMANANA!!

Zarazarao !!!25

(Kelly Geant)