22:00 > Efa tonga eto Paris aho izao, faly hihaona aminareo rahampitso

Sabotsy 29 Septambra, izay no fotoana nifanomezana. Koa si a manantena aho ny fahatongavanareo. Mino aho fa ianareo koa ho ilàna, hifampidinidinika amiko…

Ry namana!Efa tonga eto Paris Atoa Marc Ravalomanana, filohantsika, sady kandida n°25!Tonga izy hiaraka hihaona sy hitafa ary hifandinika amintsika ao @ Le Millénaire (3 place du 19 Mars 1962, Savigny Le Temple) rahampitso 29 Septambra 2018 manomboka @ 16h!Tongava maro, ary ento ny namana sy tapaka!

Publiée par TIM Frantsa ofisialy sur Vendredi 28 septembre 2018