14:30 > Belera – Fanokanana ny QG-n’ny KMMR sy ny TIM

Natomboka tamin’ny vavaka ny fanokanana ny QG-n’ny KMMR sy ny TIM eto Belera.

Amanalina no nanome tanana ny filoha Marc Ravalomanana. Marisika dia marisika ireo mpanohana nanome fanampiana. Ny miasa miaraka tokoa no fahombiazana.

Fanokanana ny QG ny KMMR sy ny TIM eny Belera androany 22 septambra.

Publiée par Arp Helisoa sur Samedi 22 septembre 2018