16:30 > Tra-boinan’i Mahamasina – HJRA – Marc Ravalomanana – Tonga niondrika

Niondrika am-panajana teo anatrehan’ireo razana vokatry ny loza nitranga tetsy Mahamasina ary nampionona ireo fianankaviana. Tonga ihany koa nankahery ireo niharam-boina. Mirary fahasitranana haingana ho an’ireo naratra.

(Marc Ravalomana – Ofisialy)