12:30 > CAN2018 – Barea vs. Sénégal – Kianjan’i Mahamasina – maro ny maratra sy torana – Mitohana ny fifamoivoizina

Vavahady roa no vaky, ampolony ireo maratra mafy hatreto. Mitohana tsy misy toy izany koa ny fifamoivoizana satria tonga hatreny amin’ny tonelina ambohidahy ny filaharana. Efa nalefa tsaboina any amin’ny hopitaly hjra ny sasany amin’ireo naratra . Hita fa mandray ny andraikiny ireo mpitandro filaminana.

(FB Gazetiko)