11:00 > TIM boriboritany faha-VI – Fanomanana Bacc – Cours maimaimpoana

Nanomboka androany ary haharitra dimy andro ny hetsika karakarain’ny antoko Tiako i Madagasikara sy ny tanora TIM ao amin’ny boriborintany faha-VI .

Hetsika fanomezana cours maimaimpoana ho an’ireo ankizy hanao fanadinana Baccalauréat no atao amin’izany, izay fiarahamiasa amin’ny Ecole Les Rossignols Ambohimanarina.

Ankizy hanala fanadinana BACC miisa 250 no tonga manatrika izany.

Manazava ny tale-n’ny École Les Rossignols, filohan’ny tanora TIM boriboritany faha-VI sady mpanolotsainan’i Lalaina Rabezanahary.

Nanomboka androany ary aharitra 5 andro ny hetsika karakarain'ny antoko Tiako i Madagasikara sy ny tanora TIM ao …

Publiée par Arp Helisoa sur Lundi 3 septembre 2018