Isika malagasy rehetra hanatanteraka ireo varotra izay noravana sy nopotehina

Isika malagasy rehetra hanatanteraka ireo varotra izay noravana sy nopotehina ary nosimbaina nandritra izay sivy taona izay.
Ary ny fomba hanatanterahina izany dia izao: Fifampatokisana! Ianareo tokiko ary izaho tokinareo.
Matokisa ahy ianareo fa manantalenta amin’ny fananganana sy famoronana aho fa tsy mpandrava akory.
[…] Manàna fanantenana fa ho avy i Dada!

Fanambaran‘ny filoha Marc Ravalomanana

Publiée par Arp Helisoa sur Samedi 18 août 2018