10:00 > Paik’adin’ny Mapar ny manakorontana saim-bahoaka fa tsy adala ity vahoaka

Mihaona mivantana amin ‘ireo vahoakan’i Vakinakaratra ny depiote voafidy tao Antsirabe Olivier Antonny José Randrianantenaina.

Nambaran’ny sasany mantsy izy ity fa hoe lasa Mapar.

Manosopotaka olona fa ny vahoaka tsy adala.