15:30 > Totikile Dada – 50 taona an-tsehatry ny tarika Kolibera – Mihira koa!

Marc Ravalomanana: “Faly aho”, isan’ireo tonga nanamarika ny 50 taona an-tsehatry ny tarika Kolibera, izay notronin’ireo mpanakanto maro ihany koa.

Nahafinaritra ny seho sy ny fiarahana. Mirary soa ho azy koa noho ny tsingerintaona nahaterahany.

(Marc Ravalomanana Ofisialy)