10:00 > Ben’ny tanàna Lalao Ravalomanana – Fandraisana ireo mpikambana ao amin’ny AIMF avy any Frantsa

Noraisin ‘ny ben’ny tanàna Lalao Ravalomanana tao amin ‘ny lapan’ny tanana Analakely ireo mpikambana ao amin’ny AIMF avy any Frantsa.

Afapo tanteraka ireto vahiny nandritra ny fivahinianany teto Antananarivo nandritra ny andro maromaro.