12:15 > Fanadiovana faobe – Boriboritany faha-VI

Nanao fanadiovana faobe ny tao amin ‘ny boriboritany faha-VI Antananarivo renivohitra ny maraina teo araka ny toromariky ny ben ‘ny tanàna Lalao Ravalomanana. Mbola manentana ny mponina hatrany hitandro ny fahadiovana e! Tsy sasatra ny CUA miteny izany.