13:30 > Fivoriambe FJKM Ambohibe Ilafy – Nanatrika fotoam-bavaka Marc Ravalomanana

Fivoriambe faha-22-n’ny synodamparitany Antananarivo Atsinanana any amin’ny FJKM Ambohibe Ilafy. ‘Sahia mitory ny fahamarinana ‘ ‘Ary aoka ho feno fisaorana ianareo ‘.

Tonga nanatrika ny fotoambavaka teny antoerana ny filoha Marc Ravalomanana filohan’ny komitin’ny jobily faha-50 taona’ny FJKM.