12:00 > FJKM Ambohibe Ilafy Fitahiana – Jobily faha-50 taona – Marc Ravalomanana

Fivoriamben’ny synodamparitany Antananarivo Atsinanana tao amin’ny fiangonanana . Nanatrika ny fotoambavaka tao antoerana ny filohan’ny komitin’ny jobily faha-50 taonan’ny FJKM, Marc Ravalomanana.