12:30 > Fanadiovana faobe – Mitohy amin’ny boriboritany faha-II – Manampy ny TIM

Nanao fanadiovana faobe niala teo Ambanidia nihazo an’Ambatoroka Tsiadana ny avy ao amin ‘ny boriborintany faha-II Antananarivo renivohitra. Nanampy azy ireo nanadio ny lakandrano teny antoerana ny TIM ao amin ‘ny boriborintany faha-II