17:00 > Rabary-Njaka – Voaroaka amin’ny maha-prezida ny CA Air Mad sy ny maha-talen’ny kabinetran-dRajao

Voaroaka amin’ny maha-prezida ny CA Air Mad sy ny maha-talen’ny kabinetran-dRajao.

I Eric Koller, izay filoha ankehitriny ao amin’ny ‘Office National du Tourisme’ sy ‘administrateur’ ao amin’ny Air Mada no hisolo azy.

Voasazy i Rabary-Njaka noho didy navaokan’ny HCC izay nanasazy an-dRajao na dia voaavotra ihany aza. Nisy fiantraikany tokoa ny tolona notaritin’ny depiote 73.

Saingy mbola tsy milavo lefona Rajao sy ny forongony fa tadiaviny soloina ny solon-tena roa avy amin’ny Sénat ao amin’ny HCC, isan’izany , Sahondra Randriamorasata, mpisolovavan-dRajao tamin’ny ‘requête en déchéance’ tamin’ny taona 2015.