13:00 > Depiote Clarisse Rasendramiadana: misolo toerana ny minisitra Guy Rivo Randrianarisoa

Voapetraka ny maraina teo ny samboady maha depiote nisolo toerana ny minisitra Guy Rivo Randrianarisoa ny depiote Clarisse Rasendramiadana teto amin ‘ny lapan ‘i Tsimbazaza