11:00 > Depiote TIM Felix Randriamandimbisoa – Mitaky ny fanovàna hatrany amin’ny fotony ny vahoaka.

Depiote TIM Felix Randriamandimbisoa

Mitaky ny fanovàna hatrany amin’ny fotony ny vahoaka. Tokony ovaina ny rafitra rehetra izay mikirakira ny fifidianana: ny CENI, ny ministeran’ny ati-tany. Ny tena marina dia izay misy ny HVM ao amin’ny governemanta, tokony ovaina tanteraka. Na aleo mihitsy Hery Rajaonarimampianina hiala izay rangory fototry ny afo izay nahatonga izao tsy fetezan’izao fitondram-panjakana izao.