24 C
Antananarivo
Sat 23 Mar 2019 19:54

TOETRANDRO ANDROANY

Antananarivo
few clouds
24 ° C
24 °
24 °
69 %
5.7kmh
20 %
Sat
19 °
Sun
21 °
Mon
23 °
Tue
24 °
Wed
25 °

Le Jité
Nalaza tamin’ny tambazotra facebook ny rakitsarin’ireo ankizilahy kely mahay mihira teny Antaninarenina. Manana tarika manokana mihitsy ry zareo antsoina hoe: Zaza Kanto. Ny resadresaka niarahana taminy, ny hevitry ny ray aman-dreniny sy ny mpanakanto efa niara-niasa tamin’izy ireo: izay no entina amintsika ato anatin’ny KILONGA KINGA.
#Chocol'art
#Rajery
#Zaza_kanto
... TohinyFintinina

1 andro lasa

« Ny lalana angaha azo ho hanina ». Aleo manafatra vary mora.Ity sary ity dia lalana mampitohy an'i Bealanana sy Ambatoriha, toerana faha-3 anisany mamokatra vary be indrindra eto Madagasikara. ... TohinyFintinina

2 andro lasa

 

Comment on Facebook

Hahahhahaha zany mitsy

Io no tokony atao maika fa tsy vary plastique no amahanana ny gasy

N aiza n aiza mits d oh zao daol

d gaga tsika

Aiza mo ny olon no ts ivangongo eto daholo,nga ani zao mis entan tonga arak nh filany akor,eny fa na jiro aza

Izao ve mis fiara mande?

+ View more comments

... TohinyFintinina

2 andro lasa

 

Comment on Facebook

Hameno fonja hono zalahy Meloka satria tsy mba tanalahy Tsy mahay mamadika palitao Ka izao mizaka ny vokany izao

Mbola hitombo isa io ary ato anatin 5 taona.

Vidio ny gazetintsika NY VALOSOA VAOVAO androany Alakamisy 21 Marsa 2019.
Ho hitanao koa ao amin'ny www.gvalosoa.com na www.gvalosoa.net
... TohinyFintinina

2 andro lasa

Vidio ny gazetintsika NY VALOSOA VAOVAO androany Alakamisy 21 Marsa 2019.
Ho hitanao koa ao aminny www.gvalosoa.com na www.gvalosoa.net

... TohinyFintinina

4 andro lasa

Vidio ny gazetintsika NY VALOSOA VAOVAO androany Talata 19 Marsa 2019.
Ho hitanao koa ao amin'ny www.gvalosoa.com na www.gvalosoa.net
... TohinyFintinina

4 andro lasa

Vidio ny gazetintsika NY VALOSOA VAOVAO androany Talata 19 Marsa 2019.
Ho hitanao koa ao aminny www.gvalosoa.com na www.gvalosoa.net

Marina ve izany?Nanamafy ny filoha malagasy Andry Rajoelina fa tsy amidy amin'ny vahiny ny tanindrazana fa an'ny malagasy. Nisy mantsy ny feo nandeha raha nambara fa hisy tetikasa goavana "Parc industriel" atao any Moramanga. Nilaza ny filoha fa ho fanampiana ny tanora malagasy tsy an'asa izany ary ho fampandrosoana ny firenena. ... TohinyFintinina

5 andro lasa

Marina ve izany?

 

Comment on Facebook

Izy manome indray no mivanitika be!

Jerevo ny accord ry vahoaka malagasy eee tso fo isika ho tafiditra agnatiny poche dreo🤣🤣🤣🤣

Zao mody we tsy amidy fa afka 15ans de we ef vita sonia t@2019 ny contrat.... Mba saino ihany

Asehoy manontolo ho hitanay vahoaka ny protocole d'accord nosoniavinn'dRajoelina dia mino izahay fa raha tsy izany dia aza mpampiesona

Marina. Tsy amidy fa omena maimaimpoana.

zay ataonao eo fa betsaka ny vendrana lafonao

+ View more comments

Les boutiques hors taxes des aéroports internationaux d’Ivato et de Nosy-Be, dirigé par Sofitrans rapportent gros depuis des années. Actuellement les donnes sont en train de changer puisque Ravinala Airports, le concessionnaire des aéroports rénovés d’Ivato et de Nosy-Be a décidé de confier la gestion à une « compétence internationale » suisse mêlée dans des affaires de corruption. ... TohinyFintinina

5 andro lasa

Vidio ny gazetintsika NY VALOSOA VAOVAO androany Sabotsy 16 Marsa 2019.
Ho hitanao koa ao amin'ny www.gvalosoa.com na www.gvalosoa.net
... TohinyFintinina

6 andro lasa

Vidio ny gazetintsika NY VALOSOA VAOVAO androany Sabotsy 16 Marsa 2019.
Ho hitanao koa ao aminny www.gvalosoa.com na www.gvalosoa.net

 

Comment on Facebook

Salama daholo, Tena tsara toerana raha madio ny lalao ??? Za aza heverinareo hoe tsy tia Tim ..tena ao anatiny mihintsy...100% fa za miteny foana hoe raha ireo CENI ireo no mikarakara sy manomana fifidianana dia 90% n'ny Députés dia lasany ny mpomba ny fitondrana avokoa afa tsy ny eto Tana Ville ...avy eo hamafisin'ny HCC fa lany soa aman-tsara daholo ny TGV Sy ny MAPAR ...

je confirme

Load more