Marc Ravalomanana Marc Ravalomana – Sambava – Misaotra sy manentana ireo vonona hiara-dia aminy 01/12/2018 Manamafy hatrany ny fiombonantsika isika hampitovy lanja ny rehetra amin’ny fampandrosoana tsimialonjafy tiantsika hapetraka tsy ho ela. Misaotra anareo eto Sambava ary manentana ny rehetra handefa hifidy amin’ny 19 desambra.