Tonga soa eto Antananarivo i Dimby, rehefa natao haza lambo noho ny fanehoan-kevitra tao Ilakaka, mikasika ny fitrandrahana mandika lalàna ataon’i Marc Suzana Gondwana.
Atsaharo ny fisamborama fa tsy hitondra filaminana velively.
Tolombahoaka - Serasera sy tranonkala
Fitondrana tsy misy ilàna azy. Mitaky ny zony ve ny mpianatra dia ny mpitandro ny filaminana no alefanareo any? Omeo ny volany! ... TohinyFintinina
0 CommentsComment on Facebook
Tsara ho fantatsika Malagasy tompon-tany ny harena misy eto ary tokony ho sarotiny amin’izany.
Madagasikara an’ny Malagasy!
... TohinyFintinina
0 CommentsComment on Facebook