Tsara sy kanto loatra ity Nosy malalantsika ity.
Mendrika ny fiainana tsara arak’izany koa ny vahoaka Malagasy.
Homba antsika mandrakariva Andriamanitra.
#SainteLuce #FortDauphin
Tolombahoaka - Serasera sy tranonkala
03/05/2024. Ankatso- Sao tsy azonareo mpitondra aza. Mitaky ny zony ny mpianatra fa tsy miantso mpitandro ny filaminana. ... TohinyFintinina
0 CommentsComment on Facebook
Fitondrana tsy misy ilàna azy. Mitaky ny zony ve ny mpianatra dia ny mpitandro ny filaminana no alefanareo any? Omeo ny volany! ... TohinyFintinina
0 CommentsComment on Facebook